1 Chronicles 2:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Hezrona izay naterany dia i Jeramela sy i Rama ary i Kelobay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka naterak’i Hesrôna: i Jerameela, i Ramà ary i Kaleba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny zanakalahy naterak’i Hetsirôna dia i Jerahimeela sy i Rama ary i Kelobay na Kaleba.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Hezrona izay naterany dia Jeramela sy Rama ary Kelobay;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Hezrona izay naterany dia i Jeramela sy i Rama ary i Kelobay.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Hezrona izay naterany dia Jeramela sy Rama ary Kelobay;