1 Chronicles 20:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nony nihantsy ny Israely izy dia nahafaty azy i Jonatana, zanak’i Simea, rahalahin’i Davida.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naniratsira an’i Israely izy, ka matin’i Jonatàna, zanak’i Samaà, rahalahin’i Davida.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nohantsiny ny Israelita, ka i Jonatàna, zanakalahin’i Simehà izay rahalahin’i Davida, no nahafaty azy.
Malagasy Bible 1865
Ary nony nihaika ny Isiraely izy, dia nahafaty azy Jonatana, zanak'i Simea, rahalahin'i Davida.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nony nihantsy ny Israely izy dia nahafaty azy i Jonatana, zanak’i Simea, rahalahin’i Davida.
malagasy
Ary nony nihaika ny Isiraely izy, dia nahafaty azy Jonatana, zanak'i Simea, rahalahin'i Davida.Ireo no taranaky ny Refaita tao Gata, ka matin'ny tànan'i Davida sy ny tanan'ny mpanompony ireo.