1 Chronicles 20:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo no taranaky ny Refaìta tao Gata; matin’ny tanan’i Davida sy ny tanan’ny mpanompony ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tarana-dRafà tao Geta ireo lehilahy ireo, ary matin’ny tanan’i Davida sy ny tanan’ny mpanompony izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo miaramila filistinina ireo dia samy taranak’i Rafà tao Gata, ka matin’ny tanan’i Davida sy ny tanan’ny mpanompony.
Malagasy Bible 1865
Ireo no taranaky ny Refaita tao Gata, ka matin'ny tànan'i Davida sy ny tanan'ny mpanompony ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo no taranaky ny Refaìta tao Gata; matin’ny tanan’i Davida sy ny tanan’ny mpanompony ireo.
malagasy
Ireo no taranaky ny Refaita tao Gata, ka matin'ny tànan'i Davida sy ny tanan'ny mpanompony ireo.