1 Chronicles 21:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitsangana hampidi-doza tamin’ny Israely i Satana ka nanome saina an’i Davida hanisa ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nitsangan-kamely an’i Israely i Satana ka namoky an’i Davida hanisa an’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitsangana hampidi-doza an’i Israely i Satàna ka nitaona an’i Davida hanisa ny vahoaka israelita.
Malagasy Bible 1865
Ary Satana nitsangana hampidi-doza tamin'ny Isiraely ka nanome saina an'i Davida hanisa ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitsangana hampidi-doza tamin’ny Israely i Satana ka nanome saina an’i Davida hanisa ny Israely.
malagasy
[Ny nanisana ny vahoaka, sy ny aretina nanjo ny olona noho izany, ary ny fifonana nataon'i Davida] Ary Satana nitsangana hampidi-doza tamin'ny Isiraely ka nanome saina an'i Davida hanisa ny Isiraely.