1 Chronicles 21:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandehana ka lazao amin’i Davida hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Zavatra telo loha no apetrako eto anoloanao, koa fidio izay iray hataoko aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mandehana milaza amin’i Davida hoe: Izao no lazain’i Iaveh: Zavatra telo no ataoko eo anoloanao, ka ny iray no fidio dia hataoko aminao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Ndeha mitenena amin’i Davida hoe: «Izao no lazain’ny TOMPO: Famaizana telo no ataoko eto anoloanao, koa fidio izay iray hampihariko aminao».
Malagasy Bible 1865
Mandehana, ka lazao amin'i Davida hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Zavatra telo loha no apetrako eto anoloanao, koa fidio izay iray hataoko aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandehana ka lazao amin’i Davida hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Zavatra telo loha no apetrako eto anoloanao, koa fidio izay iray hataoko aminao.
malagasy
Mandehana, ka lazao amin'i Davida hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Zavatra telo loha no apetrako eto anoloanao, koa fidio izay iray hataoko aminao.