1 Chronicles 21:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nasian’NY TOMPO areti-mandringana ny Israely ka nahafatesana fito alina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka dia nandefa pesta hamely an’i Israely i Iaveh, ka nahafatesana 70.000 ny olona amin’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia aretina pesta no nalefan’ny TOMPO hamelezana an’i Israely, ka nahafatesana fito alina ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
Dia nasian'i Jehovah areti-mandringana ny Isiraely ka nahafatesana fito alina izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nasian’NY TOMPO areti-mandringana ny Israely ka nahafatesana fito alina.
malagasy
Dia nasian'i Jehovah areti-mandringana ny Isiraely ka nahafatesana fito alina izy.