1 Chronicles 21:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nasain’ilay Anjelin’NY TOMPO hilaza amin’i Davida i Gada mba hiakatra hanorina alitara ho an’NY TOMPO ao amin’ny famoloan’i Ornana jebosita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nasain’ilay Anjelin’i Iaveh nilazan’i Gada i Davida hiakatra hanangana ôtely ho an’i Iaveh, ao am-pamoloan’i Ornàna Jeboseanina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ilay anjeli n’ny TOMPO tamin’i Gada: –Lazao i Davida mba hiakarany hanangana alitara ho an’ny TOMPO eo amin’ny famoloan’i Araonà izay Jebosita.
Malagasy Bible 1865
Ary Gada nasain'Ilay Anjelin'i Jehovah hilaza amin'i Davida mba hiakatra hanangana alitara ho an'i Jehovah ao amin'ny famoloan'i Araona Jebosita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nasain’ilay Anjelin’NY TOMPO* hilaza amin’i Davida i Gada mba hiakatra hanorina alitara ho an’NY TOMPO ao amin’ny famoloan’i Ornana jebosita.
malagasy
Ary Gada nasain'Ilay Anjelin'i Jehovah hilaza amin'i Davida mba hiakatra hanangana alitara ho an'i Jehovah ao amin'ny famoloan'i Araona Jebosita.