1 Chronicles 21:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niakatra i Davida araka ny tenin’i Gada, izay nolazainy tamin’ny anaran’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka niakatra araka ny teny nolazain’i Gada tamin’ny Anaran’i Iaveh i Davida.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niakatra i Davida, araka ny teny nolazain’i Gada tamin’ny anaran’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Koa dia niakatra Davida araka ny tenin'i Gada, izay nolazainy tamin'ny anaran'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niakatra i Davida araka ny tenin’i Gada, izay nolazainy tamin’ny anaran’NY TOMPO.
malagasy
Koa dia niakatra Davida araka ny tenin'i Gada, izay nolazainy tamin'ny anaran'i Jehovah.