1 Chronicles 21:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Davida tamin’i Joaba sy tamin’ireo lehiben’ny vahoaka: Mandehana, isao ny Israely hatrany Bery-Sheba ka hatrany Dana; dia ento atỳ amiko ny isany mba ho fantatro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Davida tamin’i Jôaba sy ny mpifehy vahoaka: «Mandehana isao i Israely hatrany Bersabea ka hatrany Dana, dia manaova filazana amiko, mba hahalalako ny isany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Davida tamin’i Jôaba sy tamin’ireo lehiben’ny vahoaka: –Ndeha isao ny Israelita manomboka ao Beera-Seba ka miafara any Dana; ary ento atỳ amiko ny tena isany mba ho fantatro.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Davida tamin'i Joaba sy tamin'ireo lehiben'ny vahoaka: Mandehana, isao ny Isiraely hatrany Beri-sheba ka hatrany Dana; ary ento atỳ amiko ny isany mba ho fantatro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Davida tamin’i Joaba sy tamin’ireo lehiben’ny vahoaka: Mandehana, isao ny Israely hatrany Bery-Sheba ka hatrany Dana; dia ento atỳ amiko ny isany mba ho fantatro.
malagasy
Dia hoy Davida tamin'i Joaba sy tamin'ireo lehiben'ny vahoaka: Mandehana, isao ny Isiraely hatrany Beri-sheba ka hatrany Dana; ary ento atỳ amiko ny isany mba ho fantatro.