1 Chronicles 21:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niherika i Ornana ka nahita ilay Anjely; ny zanany efa-dahy izay teo aminy tamin’io dia lasa niery. I Ornana tamin’izay dia nanosihosy vary tao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niherika i Ornàna ka nahita ilay Anjely dia niery izy sy ireo zanany efa-dahy; nively vary tamin’izay i Ornàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Araonà dia nively vary tamin’izay. Ary niherika izy ka nahita an’ilay anjely; ny zanany efa-dahy izay niaraka taminy kosa dia lasa niery.
Malagasy Bible 1865
Ary Araona niherika ka nahita Ilay Anjely; ary ny zanany efa-dahy izay teo aminy dia niery. Ary Araona nively vary tao tamin'izay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niherika i Ornana ka nahita ilay Anjely; ny zanany efa-dahy izay teo aminy tamin’io dia lasa niery. I Ornana tamin’izay dia nanosihosy vary tao.
malagasy
Ary Araona niherika ka nahita Ilay Anjely; ary ny zanany efa-dahy izay teo aminy dia niery. Ary Araona nively vary tao tamin'izay.