1 Chronicles 21:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nomen’i Davida volamena milanja sekela eninjato i Ornana ho vidin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa nomen’i Davida volamena lanjan’enin-jato sikla i Ornàna ho vidin’ny tokotany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nomen’i Davida sekela volamena eninjato i Araonà ho vidin’ny tokotany.
Malagasy Bible 1865
Dia nomen'i Davida sekely volamena lanjan'enin-jato Araona ho vidin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nomen’i Davida volamena milanja sekela eninjato i Ornana ho vidin’ny tany.
malagasy
Dia nomen'i Davida sekely volamena lanjan'enin-jato Araona ho vidin'ny tany.