1 Chronicles 21:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO niteny tamin’ilay Anjely, dia nampidiriny tamin’ny tranony ny sabany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niteny tamin’ilay Anjely i Iaveh, ka nampidirin’io tamin’ny tranony ny sabany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nodidian’ny TOMPO ilay anjely mba hampiditra ny sabany tamin’ny tranony.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah nandidy Ilay Anjely, ka dia nampidiriny tamin'ny tranony ny sabany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO niteny tamin’ilay Anjely, dia nampidiriny tamin’ny tranony ny sabany.
malagasy
Ary Jehovah nandidy Ilay Anjely, ka dia nampidiriny tamin'ny tranony ny sabany.