1 Chronicles 21:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany andro izany, nony hitan’i Davida fa novalin’NY TOMPO teo amin’ny famoloan’i Ornana jebosita izy dia namono zavatra hatao fanatitra teo izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izany andro izany, nony hitan’i Davida fa nihaino azy i Iaveh tao amin’ny famoloan’i Ornàna Jeboseanina, dia nanatitra sorona tao izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony hitan’i Davida namaly vavaka azy ny TOMPO teo amin’ny famoloan’i Araonà izay Jebosita, dia nanjary nanolotra sorona teo izy isaky ny fotoanandro sahaza.
Malagasy Bible 1865
Tamin'izany andro izany, nony hitan'i Davida fa novalian'i Jehovah teo amin'ny famoloan'i Araona Jebosita izy, dia namono zavatra hatao fanatitra teo izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany andro izany, nony hitan’i Davida fa novalin’NY TOMPO teo amin’ny famoloan’i Ornana jebosita izy dia namono zavatra hatao fanatitra teo izy.
malagasy
Tamin'izany andro izany, nony hitan'i Davida fa novalian'i Jehovah teo amin'ny famoloan'i Araona Jebosita izy, dia namono zavatra hatao fanatitra teo izy.