1 Chronicles 21:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nefa tsy nahazo nankeo anoloan’izany hanontany amin’Andriamanitra i Davida; fa raiki-tahotra izy noho ny sabatr’ilay Anjelin’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy tohan’i Davida anefa ny nankeo anoloan’izany ôtely izany, hanaja an’Andriamanitra, fa raiki-tahotra izy, noho ny sabatr’ilay Anjelin’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nefa tsy afaka nankany i Davida mba hanontany an’Andriamanitra, satria natahorany loatra ny sabatr’ilay anjelin’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
nefa Davida tsy nahazo nankeo anoloan'izany hanontany amin'Andriamanitra; fa raiki-tahotra izy noho ny sabatr'Ilay Anjelin'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nefa tsy nahazo nankeo anoloan’izany hanontany amin’Andriamanitra i Davida; fa raiki-tahotra izy noho ny sabatr’ilay Anjelin’NY TOMPO.
malagasy
nefa Davida tsy nahazo nankeo anoloan'izany hanontany amin'Andriamanitra; fa raiki-tahotra izy noho ny sabatr'Ilay Anjelin'i Jehovah.