1 Chronicles 21:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy azon’i Joaba nolavina anefa ny tenin’ny mpanjaka; koa niainga izy ka nitety ny Israely rehetra ary tonga tany Jerosalema indray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny tenin’ny mpanjaka nanohitra an’i Jôaba no nahery; ka dia niainga i Jôaba nitety an’i Israely rehetra, ary niverina tao Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy tsy azon’i Jôaba nolavina ny didin’ny mpanjaka; ka niainga ry i Jôaba nitety an’i Israely manontolo, ary niverina tao Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Nefa tsy azon'i Joaba nolavina ny tenin'ny mpanjaka; ka dia niainga izy ka nitety ny Isiraely rehetra; dia tonga tany Jerosalema indray izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy azon’i Joaba nolavina anefa ny tenin’ny mpanjaka; koa niainga izy ka nitety ny Israely rehetra ary tonga tany Jerosalema indray.
malagasy
Nefa tsy azon'i Joaba nolavina ny tenin'ny mpanjaka; ka dia niainga izy ka nitety ny Isiraely rehetra; dia tonga tany Jerosalema indray izy.