1 Chronicles 21:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy mba nalaminy ny Levy sy ny Benjamina, satria fahavetavetana tamin’i Joaba ny tenin’ny mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Levì sy i Benjamina tao amin’izy ireo, tsy mba nanaovany fanisana, satria nolavin’ny sain’i Jôaba ny didin’ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny fokon’i Levỳ sy i Benjamîna dia tsy mba nanaovan-dry i Jôaba fanisana niaraka tamin’ireo, satria tena tsy nankasitrahin’i Jôaba ny didin’ny mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Fa ny Levy sy ny Benjamina tsy mba nalaminy, satria fahavetavetana tamin'i Joaba ny tenin'ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy mba nalaminy ny Levy sy ny Benjamina, satria fahavetavetana tamin’i Joaba ny tenin’ny mpanjaka.
malagasy
Fa ny Levy sy ny Benjamina tsy mba nalaminy, satria fahavetavetana tamin'i Joaba ny tenin'ny mpanjaka.