1 Chronicles 21:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tsy sitrak’Andriamanitra izany zavatra izany ka namely ny Israely Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy sitrak’Andriamanitra izany raharaha izany, ka dia nokapohiny i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy sitrak’Andriamanitra izany zavatra izany, ka nasiany mafy i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy sitrak'Andriamanitra izany zavatra izany; ka dia namely ny Isiraely Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tsy sitrak’Andriamanitra izany zavatra izany ka namely ny Israely Izy.
malagasy
Ary tsy sitrak'Andriamanitra izany zavatra izany; ka dia namely ny Isiraely Izy.