1 Chronicles 21:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Davida tamin’Andriamanitra: Efa nanota be aho tamin’izao nataoko izao! Koa ankehitriny, mifona aminao aho, esory ny heloky ny mpanomponao, fa efa nanao hadalana lehibe tokoa aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Davida tamin’Andriamanitra: «Efa nanao fahotana lehibe aho tamin’izao nataoko izao, koa ankehitriny mifona aminao aho, esory ny heloky ny mpanomponao, fa tena nanao toy ny adala tokoa aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Davida tamin’Andriamanitra: –Efa nanao fahotana lehibe aho tamin’izao nataoko izao. Koa ankehitriny, mifona aminao aho mpanomponao, mba avelao ny heloko fa efa nanao fahadalana lehibe tokoa aho!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Davida tamin'Andriamanitra; Efa nanota indrindra aho tamin'izao nataoko izao; koa ankehitriny, mifona aminao aho, esory ny heloky ny mpanomponao, fa efa nanao fahadalana lehibe tokoa aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Davida tamin’Andriamanitra: Efa nanota be aho tamin’izao nataoko izao! Koa ankehitriny, mifona aminao aho, esory ny heloky ny mpanomponao, fa efa nanao hadalana lehibe tokoa aho.
malagasy
Ary hoy Davida tamin'Andriamanitra; Efa nanota indrindra aho tamin'izao nataoko izao; koa ankehitriny, mifona aminao aho, esory ny heloky ny mpanomponao, fa efa nanao fahadalana lehibe tokoa aho.