1 Chronicles 22:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Davida: Eto no ho tranon’NY TOMPO Andriamanitra, ary eto no ho alitara fandoroana ny fanatitra dorana manontolo ho an’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Davida: «Eto no ho tranon’i Iaveh Andriamanitra, eto no ho ôtely fanaovan’i Israely sorona dorana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy i Davida hoe: «Eto no tranon’ny TOMPO Andriamanitra ary eto no alitara fanoloran’ny Israelita sorona dorana manontolo.»
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Davida: Eto no ho tranon'i Jehovah Andriamanitra, ary eto no ho alitara fandoroana ny fanatitra dorana ho an'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Davida: Eto no ho tranon’NY TOMPO Andriamanitra, ary eto no ho alitara fandoroana ny fanatitra dorana manontolo ho an’ny Israely.
malagasy
Dia hoy Davida: Eto no ho tranon'i Jehovah Andriamanitra, ary eto no ho alitara fandoroana ny fanatitra dorana ho an'ny Isiraely.