1 Chronicles 22:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy no hanao trano ho an’ny anarako; ho zanako izy, ary ho rainy Aho, ary hampitoeriko amin’ny Israely mandrakizay ny sezafiandrianan’ny fanjakany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy no hanao trano ho an’ny Anarako; ho toy ny zanaka ho Ahy izy, ary ho toy ny ray ho azy Aho, ary hohamafisiko mandrakizay amin’i Israely ny seza fiandrianan’ny fanjakany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Salômôna no hanorina trano ho Ahy: izy ho zanako, Izaho ho rainy, ary hohamafisiko mandrakizay ny sezafiandrianan’ny fanjakany eo amin’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Izy no hanao trano ho an'ny anarako; ary izy ho zanako, ary Izaho ho rainy, ary Izaho hampitoetra ny seza fiandrianan'ny fanjakany amin'ny Isiraely mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy no hanao trano ho an’ny anarako; ho zanako izy, ary ho rainy Aho, ary hampitoeriko amin’ny Israely mandrakizay ny sezafiandrianan’ny fanjakany.
malagasy
Izy no hanao trano ho an'ny anarako; ary izy ho zanako, ary Izaho ho rainy, ary Izaho hampitoetra ny seza fiandrianan'ny fanjakany amin'ny Isiraely mandrakizay.