1 Chronicles 22:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny, anaka, homba anao anie NY TOMPO ka hambinina anie ianao, fa ataovy ny tranon’NY TOMPO Andriamanitrao araka izay nolazainy anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ankehitriny, anaka, homba anao anie i Iaveh, mba hiadana ianao, ary hanao ny tranon’i Iaveh Andriamanitrao, araka ny efa nilazany anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ankehitriny, anaka, hiaraka aminao anie ny TOMPO ka hanambina anao hanorina trano ho Azy TOMPO Andriamanitrao, araka izay efa voalazany ny aminao.
Malagasy Bible 1865
Koa ankehitriny, anaka, ho aminao anie Jehovah, ka hambinina anie ianao, fa ataovy ny tranon'i Jehovah Andriamanitrao araka izay nilazany anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny, anaka, homba anao anie NY TOMPO ka hambinina anie ianao, fa ataovy ny tranon’NY TOMPO Andriamanitrao araka izay nolazainy anao.
malagasy
Koa ankehitriny, anaka, ho aminao anie Jehovah, ka hambinina anie ianao, fa ataovy ny tranon'i Jehovah Andriamanitrao araka izay nilazany anao.