1 Chronicles 22:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary koa, efa manana mpiasa betsaka ianao, dia mpikapa hazo sy tambato ary mpandrafitra sy olona mahay ny asa samihafa rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary indro mby eto aminao ny mpiasa be dia be, tambato, mpahay vato aman-kazo, olo-mahay amin’izao karazan’asa rehetra izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mpiasa maro no eto aminao: dia tambato sy mpanao sokitra hazo ary olona mahay ny asa isan-karazany.
Malagasy Bible 1865
Ary koa, efa manana mpiasa betsaka ianao, dia mpikapa hazo sy tambato sy mpandrafitra ary olona mahay ny asa samy hafa rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary koa, efa manana mpiasa betsaka ianao, dia mpikapa hazo sy tambato ary mpandrafitra sy olona mahay ny asa samihafa rehetra.
malagasy
Ary koa, efa manana mpiasa betsaka ianao, dia mpikapa hazo sy tambato sy mpandrafitra ary olona mahay ny asa samy hafa rehetra.