1 Chronicles 22:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandidy ny lehibe rehetra tamin’ny Israely i Davida mba hanampy an’i Solomona zanany ka hoy izy:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandidy ny lehibe rehetra amin’i Israely koa i Davida hanampy an’i Salômôna zanany, ka hoy izy:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo i Davida nandidy ny lehibe rehetra tamin’i Israely hanampy an’i Salômôna zanany lahy hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary Davida nandidy ny lehibe rehetra tamin'ny Isiraely hanampy an'i Solomona zanany hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandidy ny lehibe rehetra tamin’ny Israely i Davida mba hanampy an’i Solomona zanany ka hoy izy:
malagasy
Ary Davida nandidy ny lehibe rehetra tamin'ny Isiraely hanampy an'i Solomona zanany hoe: