1 Chronicles 22:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nasain’i Davida novorina ny olona hafa firenena izay tany amin’ny tanin’ny Israely ka nanendreny tambato hipai-bato hanaovana ny tranon’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nasain’i Davida novorina ny vahiny teo amin’ny tanin’i Israely, ka nanendry tambato hipai-bato, hanaovana ny tranon’Andriamanitra izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nasain’i Davida novorina ny olona hafa firenena nonina teo amin’ny tanin’i Israely, ka nanendreny tambato hipai-bato hanaovana ny tranon’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary nasain'i Davida novorina ny olona hafa firenena izay tany amin'ny tanin'ny Isiraely, ka nanendreny tambato hipai-bato hanaovana ny tranon'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nasain’i Davida novorina ny olona hafa firenena izay tany amin’ny tanin’ny Israely ka nanendreny tambato hipai-bato hanaovana ny tranon’Andriamanitra.
malagasy
[Ny namorian'i Davida ny zavatra ho enti-manao ny tempoly, sy ny hafatra nataony ny amin'ny hanaovana azy] Ary nasain'i Davida novorina ny olona hafa firenena izay tany amin'ny tanin'ny Isiraely, ka nanendreny tambato hipai-bato hanaovana ny tranon'Andriamanitra.