1 Chronicles 22:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahavonona vy betsaka hatao hombon’ny lela vavahady sy ny fikambanany i Davida ary nahavory varahina betsaka tsy hita lanja
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Novononin’i Davida koa izao: Vy betsaka hanaovam-pantsika ho an’ny lela-varavarana sy ny faraingo, ary varahina betsaka tsy hita lanja intsony,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Novononin’i Davida koa ireto zavatra ireto: vy betsaka hanaovana fantsika ho an’ny lelavaravarana sy hanaovana faraingo; halimo betsaka tsy hita lanja;
Malagasy Bible 1865
Ary Davida nahavonona vy betsaka hatao hombon'ny lela-vavahady sy ny fikambanany, ary varahina betsaka tsy hita lanja
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahavonona vy betsaka hatao hombon’ny lela vavahady sy ny fikambanany i Davida ary nahavory varahina betsaka tsy hita lanja
malagasy
Ary Davida nahavonona vy betsaka hatao hombon'ny lela-vavahady sy ny fikambanany, ary varahina betsaka tsy hita lanja