1 Chronicles 22:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sy hazo sedera tsy hita isa koa; fa ny mponina tany Sidona sy Tiro dia nitondra hazo sedera betsaka ho any amin’i Davida.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hazo sedera tsy hita isa, fa nanateran’ny Sidonianina sy ny Tirianina hazo sedera sesehena, i Davida.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary hazo sedera tsy hita isa, fa nitondran’ny Tsidônianina sy ny Tirianina hazo sedera betsaka i Davida.
Malagasy Bible 1865
sy hazo sedera tsy hita isa; fa ny mponina tany Sidona sy Tyro nitondra hazo sedera betsaka ho any amin'i Davida.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sy hazo sedera tsy hita isa koa; fa ny mponina tany Sidona sy Tiro dia nitondra hazo sedera betsaka ho any amin’i Davida.
malagasy
sy hazo sedera tsy hita isa; fa ny mponina tany Sidona sy Tyro nitondra hazo sedera betsaka ho any amin'i Davida.