1 Chronicles 22:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niantso an’i Solomona zanany izy ka nandidy azy hanao trano ho an’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Davida niantso an’i Salômôna zanany, ka nandidy azy hanao trano ho an’i Iaveh Andriamanitr’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niantso an’i Salômôna zanany i Davida ka nandidy azy hanorina tempoly ho an’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely
Malagasy Bible 1865
Ary niantso an'i Solomona zanany izy va nandidy azy hanao trano ho an'i Jehovah, andriamanitry ny Isiraely,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niantso an’i Solomona zanany izy ka nandidy azy hanao trano ho an’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely,
malagasy
Ary niantso an'i Solomona zanany izy va nandidy azy hanao trano ho an'i Jehovah, andriamanitry ny Isiraely,