1 Chronicles 22:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary niteny taminy hoe: Anaka, efa tato am-poko ny hanao trano ho an’ny anaran’NY TOMPO Andriamanitro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Davida tamin’i Salômôna: «Anaka, zava-nokendreko ny hanao trano ho an’ny Anaran’i Iaveh Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady niteny taminy hoe: –Anaka efa mby tato am-poko ny hanorina trano ho an’ny TOMPO Andriamanitro;
Malagasy Bible 1865
ary nanao taminy hoe: Anaka, efa mby tato am-poko ny hanao trano ho an'ny anaran'i Jehovah Andriamanitro;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary niteny taminy hoe: Anaka, efa tato am-poko ny hanao trano ho an’ny anaran’NY TOMPO Andriamanitro.
malagasy
ary nanao taminy hoe: Anaka, efa mby tato am-poko ny hanao trano ho an'ny anaran'i Jehovah Andriamanitro;