1 Chronicles 22:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy tenin’NY TOMPO anefa tonga tamiko hoe: Be ny ra efa nalatsakao ary ady lehibe maro no efa nataonao; koa tsy mahazo manao trano ho an’ny anarako ianao satria be ny ra efa nalatsakao tamin’ny tany teo imasoko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Saingy tonga tamiko ny tenin’i Iaveh, nanao hoe: Nandatsaka ra be ianao sady nanao ady lehibe, ka tsy hanao trano amin’ny Anarako, satria be ny ra nalatsakao tamin’ny tany teo imasoko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
saingy niantefa tamiko ny tenin’ny TOMPO hoe: «Be ny ra efa nalatsakao tamin’ireo ady lehibe efa nataonao ka tsy ianao no hanorina trano ho Ahy, satria be ny ra efa nalatsakao tamin’ny tany teo imasoko.
Malagasy Bible 1865
saingy nisy tenin'i Jehovah tonga tamiko nanao hoe: Be ny rà efa nalatsakao, ary ady lehibe no efa nataonao; koa tsy mahazo manao trano ho an'ny anarako ianao, satria be ny rà efa nalatsakao tamin'ny tany teo imasoko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy tenin’NY TOMPO anefa tonga tamiko hoe: Be ny ra efa nalatsakao ary ady lehibe maro no efa nataonao; koa tsy mahazo manao trano ho an’ny anarako ianao satria be ny ra efa nalatsakao tamin’ny tany teo imasoko.
malagasy
saingy nisy tenin'i Jehovah tonga tamiko nanao hoe: Be ny rà efa nalatsakao, ary ady lehibe no efa nataonao; koa tsy mahazo manao trano ho an'ny anarako ianao, satria be ny rà efa nalatsakao tamin'ny tany teo imasoko.[Na: ny amiko]