1 Chronicles 22:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa indro, ianao dia hiteraka zazalahy, izay ho lehilahy miadana, ary hampiadaniko; tsy hisy hahazo azy ny fahavalony rehetra manodidina; koa ny anarany dia hatao hoe Solomona; hampiadaniko sy hampandriako fehizay ny Israely amin’ny androny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa indro hisy zazalahy haterakao, izay ho lehilahy miadana, homeko fandriam-pahalemana, eo anatrehan’ny fahavalo manodidina azy, fa hatao hoe Salômôna no anarany, ary homeko fandriam-pahalemana sy fiadanana i Israely amin’ny androny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa indro hisy zazalahy haterakao, izay ho olona tia fandriampahalemana sady homeko fandriampahalemana eo anoloan’ny fahavalo rehetra manodidina azy. Ny anarany manko hatao hoe Salômôna –izany hoe ‹tia fiadanana› –ary homeko fiadanana sy fandriampahalemana i Israely amin’ny andro hanjakany.
Malagasy Bible 1865
Fa, indro, ianao hiteraka zazalahy, izay ho lehilahy miadana, ary hampiadaniko tsy hisy hahazo azy ny fahavalony rehetra manodidina; koa ny anarany dia hatao hoe Solomona; ary hampiadaniko sy hampandriko fahizay ny Isiraely amin'ny androny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa indro, ianao dia hiteraka zazalahy, izay ho lehilahy miadana, ary hampiadaniko; tsy hisy hahazo azy ny fahavalony rehetra manodidina; koa ny anarany dia hatao hoe Solomona; hampiadaniko sy hampandriako fehizay ny Israely amin’ny androny.
malagasy
Fa, indro, ianao hiteraka zazalahy, izay ho lehilahy miadana, ary hampiadaniko tsy hisy hahazo azy ny fahavalony rehetra manodidina; koa ny anarany dia hatao hoe Solomona; ary hampiadaniko sy hampandriko fahizay ny Isiraely amin'ny androny.[Solomona = Miadana]