1 Chronicles 23:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony efa ela niainana sy tratra antitra tsara i Davida dia i Solomona zanany no nataony mpanjaka tamin’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony efa tratra antitra sy feno andro i Davida, dia i Salômôna zanany no natsangana ho mpanjaka tamin’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony efa tratrantitra sy voky andro i Davida, dia i Salômôna zanany lahy no nataony mpanjaka tamin’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ary nony efa ela niainana sy tratrantitra tsara Davida, dia Solomona zanany no nataony mpanjaka tamin'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony efa ela niainana sy tratra antitra tsara i Davida dia i Solomona zanany no nataony mpanjaka tamin’ny Israely.
malagasy
[Ny nanendrena an'i Solomona ho mpanjaka, sy ny nandaminana ny raharahan'ny Levita] Ary nony efa ela niainana sy tratrantitra tsara Davida, dia Solomona zanany no nataony mpanjaka tamin'ny Isiraely.[Heb. voky andro, na afa-pon'ny miaina]