1 Chronicles 23:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Simey dia i Jahata, i Zina, i Jeosy ary i Beria; izy efa-dahy ireo no zanakalahin’i Simey.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Semeià: i Leheta, i Zizà, i Jaosa ary i Barià, izy efatra ireo no zanaka lahin’i Semeià.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary mbola nisy efatra koa ny zanakalahin’i Simehỳ, dia i Jahata sy i Zizà ary i Jehosa sy i Berihà; ireo indray no zanakalahin’i Simehỳ:
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Simey dia Jahata sy Zina sy Jeosy ary Beria; izy efa-dahy ireo no zanakalahin'i Simey.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Simey dia i Jahata, i Zina, i Jeosy ary i Beria; izy efa-dahy ireo no zanakalahin’i Simey.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Simey dia Jahata sy Zina sy Jeosy ary Beria; izy efa-dahy ireo no zanakalahin'i Simey.