1 Chronicles 23:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Jahata no voalohany, ary i Ziza no faharoa; fa i Jeosy sy i Beria dia tsy nanana zanakalahy maro, koa nisaina ho fianakaviana iray sy antokony iray izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Leheta no lohany, i Zizà no faharoa, i Jaosa sy i Barià vitsy zanaka lahy, ka nisaina ho antokony iray araka ny fianakaviany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka i Jahata no voalohany, i Zizà no faharoa; fa i Jehisa sy i Berihà kosa vitsy zanakalahy, ka nisaina mitambatra ho fianakaviana iray.
Malagasy Bible 1865
Ary Jahata no lohany, ary Ziza no faharoany; fa Jeosy sy Beria tsy nanana zanakalahy maro, ka dia nisaina ho fianakaviana iray sy antokony iray izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Jahata no voalohany, ary i Ziza no faharoa; fa i Jeosy sy i Beria dia tsy nanana zanakalahy maro, koa nisaina ho fianakaviana iray sy antokony iray izy.
malagasy
Ary Jahata no lohany, ary Ziza no faharoany; fa Jeosy sy Beria tsy nanana zanakalahy maro, ka dia nisaina ho fianakaviana iray sy antokony iray izy.