1 Chronicles 23:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Kehata dia i Amrama, i Jizara, i Hebrona ary i Oziela; efatra izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Kaata: i Amrama, i Isaara, i Hebrôna, ary i Oziela, efatra izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Kehata dia efatra: i Hamrama sy i Jitsehara ary i Hebrôna sy i Hoziela.
Malagasy Bible 1865
Ny zanakalahin'i Kehata dia Amrama sy Jizara sy Hebrona ary Oziela; efatra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Kehata dia i Amrama, i Jizara, i Hebrona ary i Oziela; efatra izy ireo.
malagasy
Ny zanakalahin'i Kehata dia Amrama sy Jizara sy Hebrona ary Oziela; efatra izy.