1 Chronicles 23:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa ny amin’i Mosesy, lehilahin’Andriamanitra, dia nisaina tamin’ny fokon’i Levy ihany ny zanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny amin’i Môizy, mpanompon’Andriamanitra kosa, dia nisaina anatin’ny fokon’i Levỳ ihany ny zanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Mosesy dia lehilahin’Andriamanitra; natao ho anisan’ny fokon’i Levỳ kosa ny zanakalahiny,
Malagasy Bible 1865
Nefa ny amin'i Mosesy, lehilahin'Andriamanitra, dia nisaina tamin'ny firenen'i Levy ihany ny zanany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa ny amin’i Mosesy, lehilahin’Andriamanitra, dia nisaina tamin’ny fokon’i Levy ihany ny zanany.
malagasy
Nefa ny amin'i Mosesy, lehilahin'Andriamanitra, dia nisaina tamin'ny firenen'i Levy ihany ny zanany.