1 Chronicles 23:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny zanakalahin’i Gersoma dia i Seboela no lohany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Gersôma: i Soboela filohany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny zanakalahin’i Gersôma dia i Sobaela no loham-pianakaviana.
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny zanakalahin'i Gersona dia Seboela no lohany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny zanakalahin’i Gersoma dia i Seboela no lohany.
malagasy
Tamin'ny zanakalahin'i Gersona dia Seboela no lohany.