1 Chronicles 23:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny zanakalahin’i Eliezera dia i Rehabia no lohany, i Eliezera anefa dia tsy nanan-janaka hafa; fa ny zanak’i Rehabia dia maro indrindra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny zanaka lahin’i Eliezera, dia i Rohobià, filohany. Tsy nanan-janaka lahy hafa i Eliezera, nefa maro dia maro ny zanakalahin-dRohobià.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ireo zanak’i Elihezera dia i Rehabià no loham-pianakaviana, sady tsy nanan-janakalahy hafa i Elihezera; kanefa maro dia maro ny zanakalahin’i Rehabià.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny zanakalahin'i Eliezera dia Rehabia no lohany (Eliezera anefa tsy nanan-janaka hafa); fa ny zanak'i Rehabia dia maro indrindra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny zanakalahin’i Eliezera dia i Rehabia no lohany, i Eliezera anefa dia tsy nanan-janaka hafa; fa ny zanak’i Rehabia dia maro indrindra.
malagasy
Ary tamin'ny zanakalahin'i Eliezera dia Rehabia no lohany (Eliezera anefa tsy nanan-janaka hafa); fa ny zanak'i Rehabia dia maro indrindra.