1 Chronicles 23:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny zanakalahin’i Jizara dia i Selomota no lohany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Isaara: i Salômita filohany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny zanakalahin’i Jitsehara dia i Selomôta no loham-pianakaviana.
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny zanakalahin'i Jizara dia Selomota no lohany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny zanakalahin’i Jizara dia i Selomota no lohany.
malagasy
Tamin'ny zanakalahin'i Jizara dia Selomota no lohany.