1 Chronicles 23:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Novoriny ny lehiben’ny Israely rehetra mbamin’ny mpisorona sy ny levita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Novoriny avokoa ny lehibe tamin’i Israely mbamin’ny mpisorona sy ny Levita,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Novoriny koa ny lehibe rehetra tamin’i Israely mbamin’ny mpisorona sy ny levita.
Malagasy Bible 1865
Ary novoriny ny lehiben'ny Isiraely rehetra mbamin'ny mpisorona sy ny Levita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Novoriny ny lehiben’ny Israely rehetra mbamin’ny mpisorona sy ny levita*.
malagasy
Ary novoriny ny lehiben'ny Isiraely rehetra mbamin'ny mpisorona sy ny Levita.