1 Chronicles 23:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Oziela dia i Mika no lahimatoa ary i Jisia no faralahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Oziela: i Mika filohany, i Jesià faharoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Hoziela dia i Mikà no lahimatoa ary i Jisià no faralahy.
Malagasy Bible 1865
Ny zanakalahin'i Oziela, dia Mita no lahimatoa, ary Jisia no faralahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Oziela dia i Mika no lahimatoa ary i Jisia no faralahy.
malagasy
Ny zanakalahin'i Oziela, dia Mita no lahimatoa, ary Jisia no faralahy.