1 Chronicles 23:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary maty i Eleazara nefa tsy nanan-janakalahy fa vavy avokoa; ny zanakalahin’i Kisy havany no nanambady azy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Moholì: i Eleazara sy i Kisa, Maty tsy nitera-dahy i Eleazara, fa vavy ihany, ary nalain’ny zanak’i Kisa, rahalahiny, ho vady ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Maty tsy nitera-dahy i Elehazara fa vavy avokoa ny zaza navelany: ary dia nalain’ny zanakalahin’i Kisy rahalahin-drainy ho vady ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary maty Eleazara ka tsy nanan-janakalahy, fa vavy avokoa; ary ireny zanakalahin'i Kisy havany no nanambady ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary maty i Eleazara nefa tsy nanan-janakalahy fa vavy avokoa; ny zanakalahin’i Kisy havany no nanambady azy ireo.
malagasy
Ary maty Eleazara ka tsy nanan-janakalahy, fa vavy avokoa; ary ireny zanakalahin'i Kisy havany no nanambady ireo.