1 Chronicles 23:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy i Davida: NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, efa nanome fitsaharana ho an’ny olony sady mitoetra eto Jerosalema mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Davida: «I Iaveh Andriamanitr’i Israely efa nanome fitsaharana ny vahoakany, ka honina mandrakizay eto Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy manko i Davida hoe: «Ny TOMPO, Andriamanitr’i Israely dia efa nanome fandriampahalemana ho an’ny vahoakany, sady honina mandrakizay eto Jerosalema;
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Davida: Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, efa nanome fitsaharana ho an'ny olony sady mitoetra eto Jerosalema mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy i Davida: NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, efa nanome fitsaharana ho an’ny olony sady mitoetra eto Jerosalema mandrakizay.
malagasy
Fa hoy Davida: Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, efa nanome fitsaharana ho an'ny olony sady mitoetra eto Jerosalema mandrakizay.