1 Chronicles 23:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny levita kosa dia tsy hitondra ny tabernakely na ny fanaka enti-manompo ao aminy intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny Levita efa tsy hitondra ny Fonenana mbamin’ny fanaka rehetra, fanaovana ny fanompoana momba azy intsony.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
koa ny levita dia tsy hitondra ny Tranolay fihaonana sy ny fanaka rehetra fanaovana fanompoana momba izany intsony.»
Malagasy Bible 1865
Ary ny Levita kosa dia tsy hitondra ny tabernakely na ny fanaka enti-manompo ao aminy intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny levita kosa dia tsy hitondra ny tabernakely* na ny fanaka enti-manompo ao aminy intsony.
malagasy
Ary ny Levita kosa dia tsy hitondra ny tabernakely na ny fanaka enti-manompo ao aminy intsony.