1 Chronicles 23:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny raharahany dia ny hanampy ny taranak’i Arona amin’ny fanompoana ao amin’ny tranon’NY TOMPO, amin’ireo kianja sy efitrano ary amin’ny fanadiovana ny zavatra masina rehetra sy ny fanompoana ao amin’ny tranon’Andriamanitra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny raharahany dia ny manolo-tena hoentin’ny taranak’i Aarôna, amin’ny fanompoana ao an-tranon’i Iaveh, ny amin’ny momba ny kianja aman’efitrano, ny fanadiovana ny zavatra masina, ary ny raharaha momba ny fanompoana ao an-tranon’i Iaveh;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manolo-tena izy ireo hobaikoin’ny taranak’i Aharôna ny amin’ny fanompoana ao an- tranon’ny TOMPO na momba ireo kianja aman’efitrano izany na momba ny fanadiovana ireo fitaovana masina rehetra. Ny raharaha mifandray amin’ny fanompoana ny tranon’Andriamanitra dia ireto:
Malagasy Bible 1865
Ary ny raharahany dia ny hanampy ny taranak'i Arona amin'ny fanompoana ao an-tranon'i Jehovah amin'ireo kianja sy efi-trano tao ary amin'ny fanadiovana ny zavatra masina rehetra sy ny fanompoana ao an-tranon'Andriamanitra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny raharahany dia ny hanampy ny taranak’i Arona amin’ny fanompoana ao amin’ny tranon’NY TOMPO, amin’ireo kianja sy efitrano ary amin’ny fanadiovana ny zavatra masina rehetra sy ny fanompoana ao amin’ny tranon’Andriamanitra,
malagasy