1 Chronicles 23:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
amin’ny mofo atao fanatitra sy ny koba tsara toto ho fanatitra avy amin’ny zavamaniry, amin’ny mofo manify tsy misy masirasira, amin’izay endasina amin’ny lapoaly, amin’izay mofo hafa karazana, ny amin’ny famarana sy ny fandrefesana rehetra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny amin’ny mofo alahatra, sy lafarina tsara indrindra hatao fanatitra, ny mofo manify tsy misy lalivay, ny endasina amin’ny lapoaly sy ny zavatra voaharo, ny zavatra fandanja amam-pamàtra rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mamboatra ny mofo apetraka eo anatrehan’Andriamanitra, manomana ny lafarinina tsara indrindra hatao fanatitra, mahandro ny mofo manify tsy misy leviora sy ny mofo endasina amin’ny lapoaly ary ny mofo hafa isan-karazany, manamarina ny famarana sy fandrefesana rehetra.
Malagasy Bible 1865
ary amin'ny mofo aseho sy ny koba tsara toto ho fanatitra hohanina sy amin'ny mofo manify tsy misy masirasira sy amin'izay endasina amin'ny lapoely sy amin'izay vonton-diloilo ary amin'ny famarana sy ny fandrefesana rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
amin’ny mofo atao fanatitra sy ny koba tsara toto ho fanatitra avy amin’ny zavamaniry, amin’ny mofo manify tsy misy masirasira, amin’izay endasina amin’ny lapoaly, amin’izay mofo hafa karazana, ny amin’ny famarana sy ny fandrefesana rehetra,
malagasy