1 Chronicles 23:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nisaina ny levita hatramin’ny telopolo taona no ho miakatra ka valo arivo sy telo alina no isan’ny lehilahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nisaina ny Levita hatramin’ny telopolo taona no miakatra, ka 38.000 no isan’ny vatan-dehilahy tsirairay avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Natao fanisana tsirairay ireo vatan-dehilahy levita, hatramin’ny telopolo taona no ho miakatra, ka 38 000 no isany.
Malagasy Bible 1865
Ary nisaina ny Levita hatramin'ny telo-polo taona no ho miakatra, ka valo arivo amby telo alina no isan'ny lehilahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nisaina ny levita hatramin’ny telopolo taona no ho miakatra ka valo arivo sy telo alina no isan’ny lehilahy.
malagasy
Ary nisaina ny Levita hatramin'ny telo-polo taona no ho miakatra, ka valo arivo amby telo alina no isan'ny lehilahy.