1 Chronicles 23:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Davida: Ataoko ho tonian’ny asa ao amin’ny tranon’NY TOMPO ny efatra arivo sy roa alina amin’ireo, ataoko mpifehy sy mpitsara ny enina arivo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Davida: «Aoka ny 24.000 amin’izy ireo, hiadidy ny raharaha ao an-tranon’i Iaveh, ny enina arivo ho mpanoratra sy mpitsara,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Davida hoe: ny 24 000 amin’ireo ho tonian’ny asa fanorenana ny tranon’ny TOMPO; ny enina arivo ho mpitantsoratra sy ho mpitsara;
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Davida: Ny efatra arivo amby roa alina amin'ireo dia ataoko ho tonian'ny asa ao an-tranon'i Jehovah, ary ny enina arivo ataoko mpifehy sy mpitsara,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Davida: Ataoko ho tonian’ny asa ao amin’ny tranon’NY TOMPO ny efatra arivo sy roa alina amin’ireo, ataoko mpifehy sy mpitsara ny enina arivo,
malagasy
Ary hoy Davida: Ny efatra arivo amby roa alina amin'ireo dia ataoko ho tonian'ny asa ao an-tranon'i Jehovah, ary ny enina arivo ataoko mpifehy sy mpitsara,