1 Chronicles 23:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ho mpiandry varavarana ny efatra arivo, ary ho mpidera NY TOMPO amin’ny zavatra namboariko hiderana Azy ny efatra arivo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny 4.000 ho mpiandry varavarana, ary ny 4.000 ho mpidera an’i Iaveh amin’ny zava-maneno nataoko hankalazana Azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny efatra arivo ho mpiandry varavarana; ary ny efatra arivo ho mpidera ny TOMPO amin’ny zava-maneno namboariko hiderana Azy.
Malagasy Bible 1865
ary ny efatra arivo ho mpiandry varavarana, ary ny efatra arivo ho mpidera an'i Jehovah amin'ny zavatra namboariko hiderana Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ho mpiandry varavarana ny efatra arivo, ary ho mpidera NY TOMPO amin’ny zavatra namboariko hiderana Azy ny efatra arivo.
malagasy
ary ny efatra arivo ho mpiandry varavarana, ary ny efatra arivo ho mpidera an'i Jehovah amin'ny zavatra namboariko hiderana Azy.