1 Chronicles 23:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nozarazarain’i Davida ho antokony ireo araka ny zanakalahin’i Levy, dia i Gersona sy i Kehata ary i Merary:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nozarain’i Davida ho antokony araka ny zanak’i Levỳ izy ireo dia: i Gersôna, i Kaata, i Merarỳ.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Natsitokotokon’i Davida koa ny levita, araka ny ifandraisany amin’ireo zanakalahin’i Levỳ: dia i Gersôna sy i Kehata ary i Merarỳ.
Malagasy Bible 1865
Ary nozarazarain'i Davida ho antokony ireo araka ny zanakalahin'i Levy, dia Gersona sy Kehata sy Merary:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nozarazarain’i Davida ho antokony ireo araka ny zanakalahin’i Levy, dia i Gersona sy i Kehata ary i Merary:
malagasy
Ary nozarazarain'i Davida ho antokony ireo araka ny zanakalahin'i Levy, dia Gersona sy Kehata sy Merary: