1 Chronicles 23:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Ladana dia i Jehiela no lohany, ny manarakaraka azy dia i Zetama sy i Joela; telo izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Leedàna: i Jahiela filohany, i Zetama sy i Joela, telo izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Telo no zanakalahin’i Lahadàna: voalohany i Jehiela, avy eo i Zetama sy i Jôela.
Malagasy Bible 1865
Ny zanakalahin'i Ladana dia Jehiela lohany sy Zetama ary Joela; telo izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Ladana dia i Jehiela no lohany, ny manarakaraka azy dia i Zetama sy i Joela; telo izy ireo.
malagasy
Ny zanakalahin'i Ladana dia Jehiela lohany sy Zetama ary Joela; telo izy.